Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 164

25 Mey 2025

Anaka, ekeo ireo fihidin’ny fonao ka atolory ny Ray, mba ho amin’ny alalan’ny tànany Mpahary, tonga Izy hanova ireo mihidy mba hisokatra midanadana, ka hamela ny Fitiavany hivezivezy malalaka ao anatin’ny fonao.

image