Toko 1, Hafatra 174
5 Okt 2026
Anaka, tiako ny mandrakotra anao amin’ny Kapaotiko sy ny an’ny Maria Reniko Masina, mba tsy hakasika anao ny fahavalo. Tsy misy hatahoranao na kely aza, efa manomboka ny fanadiovana anao ao anatin’ny tambitamby sy Fitiavana.