Toko 2, Hafatra 22
2 Sep 2026
Ry bitikako, raisiko ireo fangatahanao mba atolotra ny Ray. Mitoera ao amin’ny fiadanana. Efa voafehiko tsara ireny rehetra ireny, ary dia ho vavolombelona hatrany ny Asako ianao. Rehefa atolotrao Ahy ireo fanirianao, dia tanterahiko.