Toko 2, Hafatra 28
28 Jon 2026
Ry bitikako, mitoera amin’ny fanetre-tena tanteraka. Rehefa miha midina amin’ny fanetre-tena ianao, dia miha manantona Ahy ianao ary dia ho afaka handray ny Fitiavako. Rehefa miha ovain’ny Fitiavako ianao, dia miha feno fanomezam-pahasoavana (karisma).