Toko 2, Hafatra 30
20 Okt 2024
Ry bitikako, Tokony handroso ao anatin’ny finoana madio mandrakariva ianao na dia tsy fantatrao aza hoe mankaiza ny itondrana anao. Ny làlana izay nandalovantsika niaraka dia tsy manam-paharoa, tahaka anao tsy manan-tsahala. Dia ny nangatahana taminao koa dia tsy manam-paharoa.