Toko 2, Hafatra 35
25 Feb 2026
Ry voafidiko, tokony hanaiky hotantànako bebekokoa ianao. Noho izany, dia mila mihaino Ahy bebekokoa hatrany ianao. Rehefa mivavaka ianao na midera, dia aoka hisy fotoana lavalava izay hanginanao mba hiainonao tanteraka ny Tomponao.