Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 43

10 Aog 2026

Ry Bitikako, raha mba fantatrao hatraiza ny hafaliako mahita anao ela ny ela ka nandray ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao anaty fonao ! Eny, ry zanako, ianao no tiako, amin’ny ianao izao ! Raiso bebekokoa hatrany ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao anaty fonao, avy hatrany ary koa avy amin’ny alalan’ny olon-kafa.

image