Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 50

24 Jol 2026

Ry perla sarobidy izay entiko ao amin’ny Foko, tiako hambara aminao ny hafaliako mijery anao, mandinika anao, amin’ny andro sy ny alina. Diloilo mampitony ny Foko maratra ianao. Ankafiziko ireny fotoana hifandraisana am-pitiavana izay avelanao hisy miaraka aminao ireny.

image