Toko 2, Hafatra 52
27 Mey 2026
Ry Bitikako, ilay olona vaovao izay miorina ao anatinao dia tsy mitsahatra mitoetra ao anaty fiderana, fitsaohana, fisaorana ary fankasitrahana. Izany no mitahiry azy ho ravoravo, ary fantatra fa ireo fahasorenana, fahoriana, aretina na ireo fijaliana hafa dia manampy amin’ny fanadiovana azy.