Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 60

22 Aog 2025

Anaka, efa miha mifandray bebekokoa hatrany isika. Amin’ny fihaonantsika, ny mahomby indrindra dia ny ifandraisantsika ao anatinao lalina. Mijanóna ho ilay fitaovana kely manaiky sy mety volavolaina eo ampelan-tànan’ny Ray. Amin’ny alalan’izany fanaikena sy fahavononana izany no hahitanao ny tena hanirahana anao dia ny hamela ny Fitiavana hiampita. Avelao ho vontosan’ny Fitiavako ianao satria tena tiako ianao.

image