Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 61

20 Mar 2026

Anaka, ny fihetsikao manoloana tranga mahafaly na mampalahelo iray no afahanao mahafantatra raha olon’ny finoana ianao, na olon’izao tontolo izao. Raha tsikaritrao fa ao anatin’ny finoana ny fihetsikao, dia tokony hankasitraka an’ny Ray ianao, amin’ny fiderana sy ny fisaorana Azy amin’izany tombotsoa izay ataony aminao izany mba hatsapanao ny asany amin’ny alalanao.

image