Toko 2, Hafatra 65
18 Apr 2026
Ry zanako malalako, aza mandany andro amin’ny fahavalo. Banjino mandrakariva Aho, banjino ny Famindrampoko, ny Fifaliako, Ny Fiadanako ary ny Fitiavako. Rehefa apetrakao eny Amiko mandrakariva ny masonao dia hahita bebe kokoa ireo zava-bitako ianao, ary dia ho afaka ampiasaiko bebe kokoa ianao.