Toko 2, Hafatra 73
1 Mey 2026
Ry Bitikako malalako, na dia tsy tsapanao mazava aza, dia mitàntana anao eo amin’ny làlan’ny hafenoin’ny Fitiavana Aho. Ny fanaikenao ny Fanahiko no afahako mitàntana anao toy izany.