Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 74

6 Jon 2026

Ry Bitikako, ny lohanao, ny fisainanao ary ireo fahaizanao dia tokony ampiasaina ho an’ny fonao fa tsy ny mifanohitra amin’izany. Ny itoeranao eo amin’ny fonao no afahanao maheno, mahatakatra, ary mahazo ny Fitiavana izay tiako hatondraka ao aminao amin’izao fotoana izao.

image