Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 79

16 Sep 2025

Ry Bitikako, ao anatin’ny hevim-pitiavany, dia navelan’ny Ray ho eo aminareo Aho amin’ny fisian’ny vatako ao amin’ny Eokaristia. Noho izany, ny fanokananao fotoana, fotoana betsaka eo anatrehan’ny Fisian’ny vatako Masina, na dia tsy miteny na indraimbava aza, no hampiova anao.

image