Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 80

12 Des 2025

Ry Zanako malalako, ao anatin’ny Fifalian’ny Foko no andraisako izay omenao Ahy. Ny zavatra rehetra atolotra Ahy dia voaray ary voadio mba hiverina eny ambony tany ho lasa Fahasoavana sy Tso-drano ho anao sy ireo olona izay fidiako amin’ny fotoana rehetra.

image

Rechercher sur le site