Toko 2, Hafatra 82
22 Okt 2024
Ry Bitikako, ireny fahasarotana tsirairay ireny izay mitranga eny amin’ny làlanao eny ireny dia manosika anao handroso lalindalina kokoa ao anatinao, mba hisakafoanao bebe kokoa na hisotroanao amin’ny Loharanon’ny Fitiavana izay napetraky ny Ray ao anatinao lalina. Sambatra ianao mahatakatra izany harena izany !