Toko 2, Hafatra 84
3 Okt 2025
Ry Bitikako, nihevitra ianao fa noho ny fahaizanao no antony ilaivako anao. Nefa teneniko aminao fa avy amin’ny fonao, io fo izay doroiko amin’ny Afon’ny Fitiavako-Afo, avy amin’ny alalan’ireo fijalianao. Atolory Ahy ny enta-mavesatrao, dia ho tsapanao fa maivana ny Jiogako.