Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 3

14 Apr 2026

Ry Bitikako, ny fijaliana rehetra izay atambatra amin’ireo Fijaliako dia manandanja be mandrakariva. Mandray anjara amin’ny fanadiovana ny tany, izay efa nanomboka, izany fijaliana izany. Mba hamokatra vokatra maro, dia tokony ho ekena izy ireny, iainana ary atambatra amin’ireo Fijaliako.

image