Toko 3, Hafatra 4
1 Jon 2025
Anaka, derao ny Ray amin’izay ataony ao anatinao, eo amin’ny manodidina anao ary amin’ny alalanao. Diloilo manasitrana ny Foko maratra ianao. Mirehi-pitiavana aminao ilay perla kely tsy manan-tsahala sy sarobidy ny Foko. Tiako loatra ianao.