Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 8

18 Aog 2025

Anaka, manatòna manakaiky kokoa Ahy izay Andriamanitrao. Aza mitady Ahy ao amin’ny lohanao na ny sainao; eo amin’ny fonao no misy Ahy. Raha mba fantatrao ny Fitiavako anao ! Raha mba hitanao ny Foko mirehi-pitiavana ho anao, dia ho avy ianao, amin’io ianao io, tahaka ny zazakely, hiantsampy eny an-tsandriko.

image