Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 41

16 Nov 2026

Ry Bitika malalako, ny manaiky manaraka Ahy, dia manaiky ny ho rantsànana mba ho havaozina araka ny Sitrapon’ny Raiko. Atolory Ahy ny enta-mavesatrao : ho hitanao fa maivana ny jiogako. Aza matahotra. Sambatra ianao nahita sitraka eo imasoko sy arahin’ny Fitiavako mandrakariva.

image