Toko 3, Hafatra 51
9 Okt 2025
Ry Bitikako, aza matahotra, satria nahita sitraka teo imasoko ianao ary enoko mandrakariva sy valiako mandrakariva amin’ny fotoanany ireo vavakao.