Toko 3, Hafatra 51
12 Mar 2026
Anaka, avia manatòna akaikikaiky eo amin’ny Foko mba hatsapanao bebekokoa ny Fitiavako. Mila anao Aho ; sarobidy ho Ahy ianao. Ekeo ny Fitiavako dia ho hitanao fa izay noheverinao fa manandanja dia tsy misy dikany. Mirehi-pitiavana ho anao Aho, tena tiako ianao.