Toko 3, Hafatra 53
12 Apr 2026
Ry Bitikako, rehefa afaka mivezivezy malalaka amin’ny alalanao mba hikasika fo maro hafa ny Fitiavan’ny Ray dia amin’ny fotoana mahakasika ny fon’ilay olona hafa iny dia hisokatra ka ho tonga varavarana amin’ny Fitiavan’ny Ray koa ny Fonao.