Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 84

19 Okt 2025

Anaka raisiko eo amban’ny Fiarovako mandrakariva ianao satria mila anao Aho hampitosaka ny Fitiavana. Aza manaiky ho fitahan’ny fahavalo izay miezaka ny hampino anao fa afaka hizara Fitiavana ianao avy amin’ny alalan’ny fitondran-tena tsy madio, tsy izany no tena Fitiavana Marina. Ny Fitiavana Marina dia ny Fitiavana avy aty Amiko, izay Andrtiamanitrao.

image