Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 17

13 Nov 2025

Ry bitikako, rehefa manatona ny Foko ianao, dia ny aminao manontolo no main’ny afon’ny fitiavako Afo. Ka tonga olona feno ny Fitiavako ianao. Tsy fiovana mandalo fotsiny izany fa tena fiovana lalina, maharitra fa tsikelikely. Dia noho izany, amin’ny alalan’ny Fitiavako, no maha tonga anao “Fitiavana”. Tiako ianao.

image