Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 52

2 Mey 2025

Ry bitikako, raha mba fantatrao manko ny halehiben’ny hafaliako afaka mandrotsaka ny Fitiavako ao anatin’ny fonao ! Tsy ny hoe mendrika io Fitiavana io ianao na tsia no ilaina fantatra fa hoe vonona handray azy ve ianao. Ny fandraisanao ny Fitiavako no hanadio sy hanova anao.

image