Toko 3, Hafatra 66
10 Nov 2024
Ry bitikako, tsy ho leo mandrakizay Aho mandray ireo fangatahana maro indrindra rehefa tsapako ao anatin’ny fo ny faniriana hanantateraka ny Sitrapoko sy ny Sitrapon’ny Ray. Tiako ianao.