Toko 3, Hafatra 86
18 Des 2025
Anaka, avia manantona akaikikaiky kokoa Ahy ianao. Tiako horakofana ny Fitiavako ianao. Efa nahavita làlana niaraka isika fa mbola ho avy ny tena tsara kokoa. Rehefa atolotrao ao amin’ny fampindram-pon’ny Ray ny lasanao rehetra dia fafao tanteraka ao an-tsainao. Tiako ianao.