HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Anaka, rehefa manaiky hanaraka Ahy amin’ny làlako ny olona iray dia tokony hitsahatra hijery ny tenany, ireo fahoriany, ireo hafaliany sy ny fahantrany izy fa hibanjina Ahy sy hijery ny làlana izay tsy maintsy nandalovako namonjena an’izao tontolo izao. Ilay « Eny » atolotra Ahy avy amin’ny alalan’ny fandraisana ny vesatry ny fijaliana be no « Eny » mahafaly ny Ray ary mitondra vokatra betsaka.

image