HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


Anaka, ny fahatongavanao Fitiavana dia mahatonga anao fitaovam-piadiana mahery vaika, zana-tsipika afaka mahatratra ireo tanjona izay heverinao tsy ho tratra ireny mihintsy aza, ao anatin’ny ady izay efa miatomboka ankehitriny. Ny tafika tarihin’ny Reniko Masina, ary an’isany ianao, dia tena matanjaka eo amin’ny tontolo tsy hita maso, satria otronin’ireo Olomasina Lahy sy Vavy any am-paradisa sy ireo Anjely Masina Izy.

image