HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Anaka, banjino ahoana no nitantànako sy nitondrako anao hatramin’izay… Rehefa mijery tsara izay vitako tamin’ny lasa ianao, dia ho afaka mandinika bebe kokoa izay tanterahako amin’izao fotoana izao, ary ho afaka mametraka ny fahatokisanao bebe kokoa Amiko ianao amin’ny ho avy. Afaka manolo-tena Amiko izany ianao. Tiako ianao.

image