HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

R’ilay Bitikako, ny « Eny » voalohany izay tokony homenao, dia ny hanekenao fa tia anao Andriamanitra. Ny « Eny » faharoa dia ny hitiavanao ny tenanao tahaka izao naharian’Andriamanitra anao toy izao. Ary ny tohiny izany dia ireo « Eny » izay manapaka ireo fatorana nataon’ny fahavalo, mba hidirana bebekokoa ao anatin’ny Fon’Andriamanitra. Ny làlan’ny Fitiavana dia tsotra sady mora ho an’izay miroso feno sy tanteraka amin’izany.

image