HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Anaka, ny làlana hitondrana ny fanahy iray amin’Andriamanitra, dia ny làlan’ny fanekena, ny famelan-keloka, ny famindram-po ary ny Fitiavana. Izany no làlana tokony mahazatra anao… Atolory ny Ray ireo sakana izay misy eo amin’io làlana io, mba afahanao mandeha am-pahalalahana amin’io làlana io.

image