Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena
Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !
Anaka, manaike tiavina, manaike fenoiko ny Fitiavako. Tiako hovana amin’ny alalan’ny Fitiavana ianao. Amin’izay fotoana izay ihany, no afaka hanatanteraka ny asa nankiniko taminao eto an-tany ianao. Manaike havaozin’ny Afon’ny Fitiavako. Mila anao aho.