HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Ry perla kelin’ny foko, avia mifitsaka eo An-tsandriko, ianao izay nandrasako efa ela izay. Faly tokoa Aho mahita anao manaiky ny fahakelezanao, ny faharefonao, ny fahalemenao, ny fahaosanao sy ny tsy fahavitanao na inona na inona ! Amin’ny alalan’izany ihany no afahako mamihina ny fonao eo amin’ny Foko sy afahako mandrotsaka ny Fiitiavana-Afo betsaka ao anatin’ny fonao.

image