HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Anaka, manaike tiavina, manokana fotoana handray ny Fitiavana izay omeko anao. Io Fitiavana io no hitantana anao, no hitondra anao mankany amin’ny fiainana vaovao. Ny ataonao dia ny manohy tsy manohitra fotsiny sy manaiky ho tarihina ary mandray ny zavatra rehetra ho toy ny avy amin’ny Ray avokoa.

image