Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, raha mba fantatrao manko fa ireny tranga mampalahelo anao ireny dia tena ilainao ary ilaina ho an’ny iraka ampanaovina anao. Ireny raharaha ireny, na dia toy ny tsy misy dikany loatra raha oharina amin’ny fanovana ny ao anatinao, dia ilaina no sady tsy maintsy miseho mihintsy aza, mba afahanao manaiky hovana araka ny hevim-pitiavan’ny Ray.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

Description de l'image
Hevitra anio
9 Jon 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
9 Jon 2025
Description de l'image
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description de l'image
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady