1A_05: Anaka, efa nokarakaraiko hatramin’ny ela ireo olona rehetra izay entinao ao am-ponao ary nankininao Tamiko. Tsy mana-petra ny Fitiavako anao. Henoy mandrakariva aho. Mitantana ny dianao Aho.
Efa nokarakaraiko

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email