facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Omeo Ahy ny fonao

1A_14: Anaka, mirehi-pitiavana anao ny Foko ! Tiako hiparitaka aminao sy amin’ireo rahalahy sy anabavinao ny Fitiavako. Nampianatra Aho, fa tsy misy Fitiavana lehibe noho izay mahafoy ny ainy ho an’ireo izay tiany. Mialohan’ny afahana manome ny Ainy anefa, dia mila mahay mahafoy tapatapany amin’ny ainy aloha. Omeo Ahy ny fonao !

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

27 December 2022
1A_14: Anaka, mirehi-pitiavana anao ny Foko ! Tiako hiparitaka aminao sy amin’ireo rahalahy sy anabavinao ny Fitiavako. Nampianatra Aho, fa tsy misy Fitiavana lehibe noho izay mahafoy ny ainy ho an’ireo izay tiany. Mialohan’ny afahana manome ny Ainy anefa, dia mila mahay mahafoy tapatapany amin’ny ainy aloha. Omeo Ahy ny fonao !
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3