1A_27: Anaka, jereo Aho miasa. Raiso tsara izay avelako hitranga aminao ho an’ny fanadiovako anao. Mitoera ao an’efitranonao anaty, tahaka ny angatahan’ny Reniko Tena Masina ; aoka ianao ho tonga olon’ny fivavahana, olon’ny fiderana, olon’ny fankasitrahana ary indrindra olon’ny Fitiavana. R’ilay Bitikako, tiako ianao.
Jereo Aho miasa

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email