facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE. Sauf les
vendredis et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tazoniko amin’ny tànanao ianao

1C_08: Anaka, aoka tsy hatahotra ianao, nahita sitraka eo imasoko ianao. Tazoniko amin’ny tànanao ianao, tahaka ny nitazomako ny tànan’i Piera rehefa nilentika tao anaty ranomasina iny izy noho ny tahotra. Manome toky anao Aho : isaky ny miaina andriran’antsy ianao, antsoy Aho, dia horaisiko amin’ny tànanao ianao ary hotehiriziko ao anatin’ny filaminan-tsaina ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

13 April 2021
1C_08: Anaka, aoka tsy hatahotra ianao, nahita sitraka eo imasoko ianao. Tazoniko amin’ny tànanao ianao, tahaka ny nitazomako ny tànan’i Piera rehefa nilentika tao anaty ranomasina iny izy noho ny tahotra. Manome toky anao Aho : isaky ny miaina andriran’antsy ianao, antsoy Aho, dia horaisiko amin’ny tànanao ianao ary hotehiriziko ao anatin’ny filaminan-tsaina ianao.

Votre dose d'amour quotidienne!

Pendant ce confinement, il est normal de se poser plusieurs questions. Les Choisis de Jésus sont là pour vous accompagner dans cette période, tous les jours, lors de Facebook Live. Joignez-vous à nous pour entendre des prières et des témoignages provenant des livres «Pour le bonheur des Miens, Mes choisis. Jésus.». Ce rassemblement virtuel saura assurément alimenter vos réflexions et vous aidez à trouver réponses à vos questions!
Soyez des nôtres, tous les jours à 12 h 30 HAE. Sauf les vendredis et les samedis.

logo fcdj