1C_16: R’ilay Bitikako, avia eto akaikiko. Tiako ny fonao miankina amin’ny Foko mba hanamaivana ny hetahetako, hetaheta te hiombona am-po aminao, miaraka amin’ireo olon-tiako rehetra eto ambony tany. Mba tiako ny hahita an’izy ireo hiantsampy ety an-tsandriko. Raiso ny Fitiavako, ny Famindram-poko, ny Famelan-keloko, satria izany no tian’ny Ray.
Hetaheta te hiombona am-po aminao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email