facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Miverena mankaty Amiko

1C_24: R’ilay Bitikako, miverena mankaty Amiko, atodio bebekokoa aty Amiko ny fijerinao. Mora variana amin’ny tebitebin’ireo asanao ianao. Somebiseby amin’ny asanao ianao ka ataonao ho eo aminao daholo no ipetrahan’ny zava-drehetra, nefa eo Amiko izay Andriamanitrao daholo no ipetrahan’ny zavatra rehetra. Karakaraiko hatramin’ny antsipirihany indrindra; efa noraisiko an-tànana ianao ; nahita sitraka teo imasoko ianao ; ianao ilay nofinidiko, ry Bitikako malalako.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

19 May 2023
1C_24: R’ilay Bitikako, miverena mankaty Amiko, atodio bebekokoa aty Amiko ny fijerinao. Mora variana amin’ny tebitebin’ireo asanao ianao. Somebiseby amin’ny asanao ianao ka ataonao ho eo aminao daholo no ipetrahan’ny zava-drehetra, nefa eo Amiko izay Andriamanitrao daholo no ipetrahan’ny zavatra rehetra. Karakaraiko hatramin’ny antsipirihany indrindra; efa noraisiko an-tànana ianao ; nahita sitraka teo imasoko ianao ; ianao ilay nofinidiko, ry Bitikako malalako.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3