1C_33: R’ilay Bitikako, avia mifitsaka eto an-tratrako! isaky ny tonga eo an-tratrako ianao, dia misy ny ampahany ny Amiko no tafiditra ao anatinao. Dia mandray betsaka ny Fitiavako ianao amin’izany ary lasa Fitiavana bebekokoa. Fifaliana lehibe mandrakariva ho Ahy ny mamihina anao eo amin’ny Foko !
Fifaliana lehibe mandrakariva

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email