facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tsoahiko eo aminao daholo izany enta-mavesatrao

1C_34: R’ilay Bitikako, Fifaliana lehibe ho Ahy ny mamihina anao eo amin’ny Foko. Raisiko ho aty amiko avokoa izay mavesatra loatra ho anao, tahaka : ny harerahanao, ireo adi-tsainao, ireo tebitebinao, ireo ahiahinao sy ireo tsy fahalavorarianao fahiny. Tsoahiko eo aminao daholo izany enta-mavesatrao rehetra izany, izay manakana anao tsy ho Ahy tanteraka. Fenoiko ny Fitiavako, ny Fifaliako sy ny Fiadanako ny toerana nialan’ireo.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

3 August 2023
1C_34: R’ilay Bitikako, Fifaliana lehibe ho Ahy ny mamihina anao eo amin’ny Foko. Raisiko ho aty amiko avokoa izay mavesatra loatra ho anao, tahaka : ny harerahanao, ireo adi-tsainao, ireo tebitebinao, ireo ahiahinao sy ireo tsy fahalavorarianao fahiny. Tsoahiko eo aminao daholo izany enta-mavesatrao rehetra izany, izay manakana anao tsy ho Ahy tanteraka. Fenoiko ny Fitiavako, ny Fifaliako sy ny Fiadanako ny toerana nialan’ireo.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3