1E_38: Anaka, aza manandrana milanja samirery eo amin’ireo sorokao izay tokony ho zakaintsika miaraka. Na hitady vahaolana samirery amin’izay tokony ho vahantsika miaraka ; na indrindra hanao samirery izay tokony hataontsika miaraka. Miantsoa mandrakariva Ahy. Tena akaikinao sy ao anatinao mandrakariva Aho.
Aza manandrana milanja

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email