facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HNE. Sauf les
vendredis et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ilaina mandrakariva ny « ENY-NAO »

1E_40: Anaka, ilaina mandrakariva ny « ENY-NAO » mba handrosoana lavidavitra, satria ny Ray dia manaja mandrakariva ilay fahafahana lehibe izay nomeny ho an’ireo zanany tsirairay. Na dia ny « tsia » aza no azony manoloana ny « Eny » izay takiany dia tsy ho tsoahany mandrakizay ny Fitiavany. Tiako ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

11 August 2020
1E_40: Anaka, ilaina mandrakariva ny « ENY-NAO » mba handrosoana lavidavitra, satria ny Ray dia manaja mandrakariva ilay fahafahana lehibe izay nomeny ho an’ireo zanany tsirairay. Na dia ny « tsia » aza no azony manoloana ny « Eny » izay takiany dia tsy ho tsoahany mandrakizay ny Fitiavany. Tiako ianao.

Votre dose d'amour quotidienne!

Pendant ce confinement, il est normal de se poser plusieurs questions. Les Choisis de Jésus sont là pour vous accompagner dans cette période, tous les jours, lors de Facebook Live. Joignez-vous à nous pour entendre des prières et des témoignages provenant des livres «Pour le bonheur des Miens, Mes choisis. Jésus.». Ce rassemblement virtuel saura assurément alimenter vos réflexions et vous aidez à trouver réponses à vos questions!
Soyez des nôtres, tous les jours à 12 h 30 HNE. Sauf les vendredis et les samedis.

logo fcdj