2A_07: Anaka, tohizo hatrany ny fanoloranao Ahy ireo fijalianao raha vao tsapanao. Ho tsikaritrao bebekokoa ny Fisiako eo anilanao hanamaivana ny enta-mavesatrao. Tadidio fa tsy irery mandrakizay ianao : miaraka aminao foana Aho.
Tohizo hatrany ny fanoloranao Ahy ireo fijalianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email